Romans 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ahoana no lazainy? «Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao» (Deo 30.12-14), dia ny teny ny amin’ny finoana, izay torinay izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ahoana, hoy izy? Izao: Eo akaikinao ny teniny, fa eo am-bavanao sy ao am-ponao, dia ny teny finoana izay torinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona no voalaza? Izao: «Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao.» Izany no teny momba ny finoana, izay torînay.
Malagasy Bible 1865
Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ahoana no lazainy? «Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao» (Deo 30.12-14), dia ny teny ny amin’ny finoana, izay torinay izany.
malagasy
Fa ahoana no lazainy? Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao (Deo. 30. 12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;