Romans 11:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Sao dia narian’Andriamanitra ary ny olony? Sanatria izany! Satria izaho koa mba Israelita taranak’i Abrahama ihany, avy amin’ny fokon’i Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoy izaho: Moa dia narian’Andriamanitra va ny olony? Sanatria izany! Fa izaho koa dia Israelita, taranak’i Abrahama, sy fokon’i Benjamina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manontany àry aho hoe: Sao narian’Andriamanitra ny vahoakany? Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita, taranak’i Abrahama sady anisan’ny fokon’i Benjamîna!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Sao narian'Andriamanitra anie ny olony? Sanatria izany! fa izaho koa mba Isiraelita'taranak'i Abrahama ihany, avy amin'ny firenen'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Sao dia narian’Andriamanitra ary ny olony? Sanatria izany! Satria izaho koa mba Israelita taranak’i Abrahama ihany, avy amin’ny fokon’i Benjamina.
malagasy
Dia hoy izaho: Sao narian'Andriamanitra anie ny olony? Sanatria izany! fa izaho koa mba Isiraelita'taranak'i Abrahama ihany, avy amin'ny firenen'i Benjamina.