Romans 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny masony ho maizina ka tsy hahita! Ary aoka ho vokoka mandrakariva ny lamosiny!» (Sal 69.22-23)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny masony ho jamba tsy hahita, ary ny lamosiny hamokoka mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho rakotry ny haizina anie ny masony ka tsy hahita; ary ho vokoka lalandava anie ny lamosiny!»
Malagasy Bible 1865
Aoka ny masony ho jamba tsy hahita, Ary aoka hamokoka mandrakariva izy (Sal. 69. 22, 23).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny masony ho maizina ka tsy hahita! Ary aoka ho vokoka mandrakariva ny lamosiny!» (Sal 69.22-23)
malagasy
Aoka ny masony ho jamba tsy hahita, Ary aoka hamokoka mandrakariva izy (Sal. 69. 22, 23).