Romans 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny fahatafintohinany no tonga harenan’izao tontolo izao, ary ny fahareseny no tonga harenan’ny Jentilisa, tsy mainka va ny fahafenoany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha ny fahalavoany no tonga haren’izao tontolo izao, ary ny nihenàny no zary haren’ny Jentily, hanao ahoana re ny hafenoany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha ny fahadisoan’ny Jiosy aza tonga harena ara-panahy ho an’izao tontolo izao, ary ny fietreny tonga harena ara-panahy ho an’ny hafa firenena, vao mainka fa ny fiverenany tanteraka amin’ny famonjena!
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny fahatafintohinany no tonga haren'izao tontolo izao, ary ny nihenany no tonga haren'ny jentilisa, mainka fa ny hafenoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny fahatafintohinany no tonga harenan’izao tontolo izao, ary ny fahareseny no tonga harenan’ny Jentilisa, tsy mainka va ny fahafenoany!
malagasy
Ary raha ny fahatafintohinany no tonga haren'izao tontolo izao, ary ny nihenany no tonga haren'ny jentilisa, mainka fa ny hafenoany.