Romans 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo Jentilisa no itenenako. Koa satria apostolin’ny Jentilisa aho dia mankalaza ny fanompoako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aminareo Jentily no itenenako: amin’ny maha-Apôstôlin’ny Jentily ahy, dia manome voninahitra ny fandraharahana nomena ahy aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aminareo hafa firenena dia izao kosa no teniko: araka ny maha apôstôli n’ny hafa firenena ahy, dia hajaiko ny asa fanompoana nankinina tamiko;
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo jentilisa no itenenako. Koa satria Apostolin'ny jentilisa aho, dia mankalaza ny fanompoako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo Jentilisa no itenenako. Koa satria apostolin’ny Jentilisa aho dia mankalaza ny fanompoako,
malagasy
Fa ianareo jentilisa no itenenako. Koa satria Apostolin'ny jentilisa aho, dia mankalaza ny fanompoako,