Romans 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hisy hahazoako hampialona ireo iray ra amiko, mba hamonjeko ny sasany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahavelom-pialonana an’ireo tapako, ka hamonjy ny sasany amin’izy ireo, raha azo atao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sao mba hahavelom-pialonana ireo havako ara-nofo, ka hahavonjeko ny sasany amin’izy ireo.
Malagasy Bible 1865
raha mba misy hahazoako hampialona ireo mifanapa-tsinay amiko, mba hamonjeko ny sasany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hisy hahazoako hampialona ireo iray ra amiko, mba hamonjeko ny sasany aminy.
malagasy
raha mba misy hahazoako hampialona ireo mifanapa-tsinay amiko, mba hamonjeko ny sasany aminy. [ Gr. ny nofoko]