Romans 11:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny fampihatahana azy no fampihavanana izao tontolo izao, tsy ho fampodiana ny fiainana avy amin’ny fahafatesana va ny fandraisana azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny fanariana azy àry no fampihavanana an’izao tontolo izao, hanao ahoana kosa ny fandraisana azy: tsy ho fitsanganana avy any amin’ny maty va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nailika ry zareo, dia voavitrana ny fihavanan’izao tontolo izao amin’Andriamanitra. Ka raha voaray indray ry zareo, inona no hitranga? Ny fiainana ho an’ireo efa maty!
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny fanariana azy no fampihavanana izao tontolo izao, tsy ho fitsanganana amin'ny maty ny fandraisana azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny fampihatahana azy no fampihavanana izao tontolo izao, tsy ho fampodiana ny fiainana avy amin’ny fahafatesana va ny fandraisana azy?
malagasy
Fa raha ny fanariana azy no fampihavanana izao tontolo izao, tsy ho fitsanganana amin'ny maty ny fandraisana azy? [ Gr. fiainana]