Romans 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, raha masina ny santatry ny mofo dia masina koa ny vongany manontolo; ary raha masina ny fotony dia masina koa ny sampany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha masina ny santatra, dia masina koa ny sisa rehetra; ary raha masina ny fotony, dia masina koa ny rantsany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha voatolotra ho an’Andriamanitra ny santatry ny mofo, dia Azy koa ny mofo rehetra. Raha voatokana ho an’Andriamanitra ny foto-kazo, dia Azy koa ny rantsany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, raha masina ny santatra, dia masina koa ny vongany; ary raha masina ny fakany, dia masina koa ny sampany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, raha masina ny santatry ny mofo dia masina koa ny vongany manontolo; ary raha masina ny fotony dia masina koa ny sampany.
malagasy
Ary koa, raha masina ny santatra, dia masina koa ny vongany; ary raha masina ny fakany, dia masina koa ny sampany.