Romans 11:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aza mirehareha amin’ny sampany; fa na dia mirehareha aza ianao, tsy ianao no mitondra ny fotony fa ny fotony no mitondra anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aza mirehareha amin’ny rantsany; fa raha mirehareha ianao, tsy ianao no mitondra ny fotony, fa ny fotony no mitondra anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza mirehareha amin’ireo rantsana nesorina ireo ianao. Fa raha mirehareha aza ianao, tsy ianao no mitondra ny foto-kazo, fa ny foto-kazo no mitondra anao.
Malagasy Bible 1865
dia aza mirehareha amin'ny sampany; fa raha mirehareha ianao, tsy ianao no mitondra ny fakany, fa ny fakany no mitondra anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aza mirehareha amin’ny sampany; fa na dia mirehareha aza ianao, tsy ianao no mitondra ny fotony fa ny fotony no mitondra anao.
malagasy
dia aza mirehareha amin'ny sampany; fa raha mirehareha ianao, tsy ianao no mitondra ny fakany, fa ny fakany no mitondra anao.