Romans 11:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hiteny ianao hoe: Notapahina ny sampany sasany hanatsofohana ahy haniry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Angamba ianao hanao hoe: «Notapahina ireny rantsany ireny, mba hanatsofohana ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy angaha ianao hoe: Nisy rantsana nesorina mba hanaovana grefy ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary ianao dia hanao hoe: Notapahina ny sampany sasany hanatsofohana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hiteny ianao hoe: Notapahina ny sampany sasany hanatsofohana ahy haniry.
malagasy
Ary ianao dia hanao hoe: Notapahina ny sampany sasany hanatsofohana ahy.