Romans 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanary ny olony izay efa fantany mialoha Andriamanitra; sa tsy fantatrareo izay lazain’ny Soratra Masina ao amin’ny tantaran’i Elia, dia ilay fitarainany tamin’Andriamanitra noentiny namely ny Israely hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy narian’Andriamanitra ny olony, izay efa fantany rahateo. Tsy fantatrareo va ilay itantaran’ny Soratra Masina ny fitarainan’i Elia tamin’Andriamanitra namely an’i Israely hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, Andriamanitra tsy nanary ny vahoakany, izay efa nofidiny rahateo. Ataoko fa fantatrareo izay lazain’ny Soratra Masina ao amin’ny tantaran’i Elià, fony i Elià nitaraina tamin’Andriamanitra ny amin’i Israely nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra tsy nanary ny olony izay efa fantany rahateo; sa tsy fantatrareo izay lazain'ny Soratra Masina eo amin'ny tantaran'i Elia, dia ilay fitarainany tamin'Andriamanitra nentiny namely ny Isiraely hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanary ny olony izay efa fantany mialoha Andriamanitra; sa tsy fantatrareo izay lazain’ny Soratra Masina ao amin’ny tantaran’i Elia, dia ilay fitarainany tamin’Andriamanitra noentiny namely ny Israely hoe:
malagasy