Romans 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina izany; ny tsy finoany no nanapahana azy fa ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona fa matahora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina ihany izany; ireny dia notapahina noho ny tsy finoany, fa ianao kosa natsofoka noho ny finoanao; ka aza miavonavona, fa matahora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina izany! Nesorina izy ireny noho ny tsy finoana. Kanefa aza miavonavona, fa matahòra.
Malagasy Bible 1865
Marina ihany izany; ny tsi-finoany no nanapahana azy, ary ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona, fa matahora;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina izany; ny tsy finoany no nanapahana azy fa ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona fa matahora.
malagasy
Marina ihany izany; ny tsi-finoany no nanapahana azy, ary ny finoanao kosa no itoeranao. Aza miavonavona, fa matahora;