Romans 11:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny tena sampany aza tsy navelan’Andriamanitra dia tsy havelany koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria, raha ny tena sampana aza tsy notsitsin’Andriamanitra, matahora fa tsy hitsitsy anao akory Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra tsy nitsimbina an-dry zareo Jiosy izay tena rantsana, ka tsy hitsimbina anao koa.
Malagasy Bible 1865
fa raha ny tena sampana aza tsy navelan'Andriamanitra, dia tsy havelany koa ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny tena sampany aza tsy navelan’Andriamanitra dia tsy havelany koa ianao.
malagasy
fa raha ny tena sampana aza tsy navelan'Andriamanitra, dia tsy havelany koa ianao.