Romans 11:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ireny kosa, raha tsy mifikitra amin’ny tsy finoana, dia hatsofoka haniry ihany, satria azon’Andriamanitra atsofoka indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ry zareo ireny kosa no hatsofoka indray, raha tsy mikiry amin’ny tsy finoany izy; satria hain’Andriamanitra ny hanatsofoka azy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha miala amin’ny tsy finoana ry zareo Jiosy, dia hatao grefy indray, satria vitan’Andriamanitra ny manao grefy azy indray.
Malagasy Bible 1865
Ary ireny kosa, raha tsy mikikitra eo amin'ny tsi-finoana, dia hatsofoka ihany; fa azon'Andriamanitra atsofoka indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ireny kosa, raha tsy mifikitra amin’ny tsy finoana, dia hatsofoka haniry ihany, satria azon’Andriamanitra atsofoka indray izy.
malagasy
Ary ireny kosa, raha tsy mikikitra eo amin'ny tsi-finoana, dia hatsofoka ihany; fa azon'Andriamanitra atsofoka indray izy.