Romans 11:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany dia hovonjena avokoa ny Israely rehetra, araka ny voasoratra hoe: «Hiainga avy any Ziona ny Mpanafaka ary hampiala ny haratsiam-panahy amin’i Jakoba Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izany dia ho voavonjy avokoa i Israely rehetra, araka ny voasoratra hoe: Hivoaka avy ao Siôna ny Mpanafaka, ka hanesotra ny tsy fahamarinana rehetra amin’i Jakôba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no hahavonjy an’i Israely manontolo araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Hiainga avy ao Tsiôna ny mpanafaka, dia hanala ny haratsiam-panahy amin’ny taranak’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
ary amin'izany dia hovonjena avokoa ny Isiraely rehetra, - araka ny voasoratra hoe: Hivoaka avy any Ziona ny Mpanafaka, Ary hampiala ny haratsiam-panahy amin'i Jakoba Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany dia hovonjena avokoa ny Israely rehetra, araka ny voasoratra hoe: «Hiainga avy any Ziona* ny Mpanafaka ary hampiala ny haratsiam-panahy amin’i Jakoba Izy;
malagasy
ary amin'izany dia hovonjena avokoa ny Isiraely rehetra, - araka ny voasoratra hoe: Hivoaka avy any Ziona ny Mpanafaka, Ary hampiala ny haratsiam-panahy amin'i Jakoba Izy;