Romans 11:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany no fanekeko aminy rehefa manaisotra ny fahotany Aho» (Isa 59.20-21; 27.9).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho tanteraka amin’izany ny fanekena nataoko tamin’izy ireo, rehefa voaesotra ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no fanekempihavanana hataoko aminy, rehefa voaesotro ny fahotany.»
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fanekeko aminy, raha manaisotra ny fahotany Aho (Isa. 59. 20, 21; 27. 9).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany no fanekeko aminy rehefa manaisotra ny fahotany Aho» (Isa 59.20-21; 27.9).
malagasy
Ary izao no fanekeko aminy, raha manaisotra ny fahotany Aho (Isa. 59. 20, 21; 27. 9).