Romans 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny Filazantsara dia fahavalo izy noho ny aminareo; fa araka ny fifidianana kosa dia malala izy noho ny amin’ny razana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha amin’ny Evanjely, dia mbola fahavalo izy noho ianareo; fa raha amin’ny fifidianana kosa, dia malala izy noho ny razany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny amin’ny Vaovao Mahafaly, dia fahavalon’Andriamanitra ny Jiosy noho ny aminareo; fa raha ny amin’ny fifidianana kosa, dia malalan’Andriamanitra izy ireo noho ny amin’ny razany.
Malagasy Bible 1865
Raha ny amin'ny filazantsara dia fahavalo izy noho ny aminareo; fa raha ny amin'ny fifidianana kosa dia malala izy noho ny amin'ny razana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny Filazantsara dia fahavalo izy noho ny aminareo; fa araka ny fifidianana kosa dia malala izy noho ny amin’ny razana.
malagasy
Raha ny amin'ny filazantsara dia fahavalo izy noho ny aminareo; fa raha ny amin'ny fifidianana kosa dia malala izy noho ny amin'ny razana.