Romans 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria ny fanomezana ny fahasoavana sy ny fiantsoan’Andriamanitra dia tsy azo ovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy misy anenenany ny fanomezan-tsoa sy ny fiantsoan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tsy anenenan’Andriamanitra ny fanomezam-pahasoavany sy ny fiantsoany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fiantsoan'Andriamanitra dia tsy misy hanenenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria ny fanomezana ny fahasoavana sy ny fiantsoan’Andriamanitra dia tsy azo ovana.
malagasy
Fa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fiantsoan'Andriamanitra dia tsy misy hanenenany.