Romans 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«TOMPO ô, efa namono ny mpaminaninao sy nandrava ny alitaranao izy; ary izaho irery ihany no sisa ka mitady ny aiko koa izy» (1Mpa 19.14)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, efa namono ny mpaminaninao izy ireo, sy efa nandrava ny ôtelinao; izaho dia izaho irery no sisa, ary izaho indray aza fofoiny ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tompo ô, ireo mpaminaninao novonoiny, ireo alitaranao noravàny; ary izaho irery no sisa tavela, nefa dia fofoiny ho faty.»
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, efa namono ny mpaminaninao sy nandrava ny alitaranao izy: ary izaho irery ihany no sisa, ka mitady ny aiko koa izy? (1 Mpan. 19. 14).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«TOMPO ô, efa namono ny mpaminaninao sy nandrava ny alitaranao izy; ary izaho irery ihany no sisa ka mitady ny aiko koa izy» (1Mpa 19.14)?
malagasy
Jehovah ô, efa namono ny mpaminaninao sy nandrava ny alitaranao izy: ary izaho irery ihany no sisa, ka mitady ny aiko koa izy? (1 Mpan. 19. 14).