Romans 11:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka anareo fahiny, izay tsy nankatò an’Andriamanitra, nefa ankehitriny dia ny tsy fanekeny no nahazoanareo famindrampo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo fahiny mba tsy nanaiky an’Andriamanitra ihany, nefa noho ny tsy naneken’izy ireny dia nahazo famindram-po ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo tsy nanaiky an’Andriamanitra fahiny, nefa nahazo famindrampo kosa ankehitriny noho ny tsy faneken’ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka anareo tsy nanaiky an'Andriamanitra fahiny, nefa ankehitriny ny tsi-faneken'ireny no nahazoanareo famindram-po,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka anareo fahiny, izay tsy nankatò an’Andriamanitra, nefa ankehitriny dia ny tsy fanekeny no nahazoanareo famindrampo,
malagasy
Fa tahaka anareo tsy nanaiky an'Andriamanitra fahiny, nefa ankehitriny ny tsi-faneken'ireny no nahazoanareo famindram-po,