Romans 11:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia toy izany koa ankehitriny, tsy nankatò ireny, mba hahazoany famindrampo ankehitriny noho ny famindrampo azonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa izy ireny ankehitriny, tsy manaiky an’Andriamanitra izy, nefa noho ny famindram-po azonareo, dia hahazo famindram-po toraka izany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa: tsy manaiky an’Andriamanitra ny Jiosy ankehitriny, mba hahazoany famindrampo koa any aoriana any noho ny famindrampo azonareo.
Malagasy Bible 1865
dia toy izany kosa ankehitriny, tsy nanaiky ireny, mba hahazoany famindram-po ankehitriny noho ny famindram-po azonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia toy izany koa ankehitriny, tsy nankatò ireny, mba hahazoany famindrampo ankehitriny noho ny famindrampo azonareo.
malagasy
dia toy izany kosa ankehitriny, tsy nanaiky ireny, mba hahazoany famindram-po ankehitriny noho ny famindram-po azonareo.