Romans 11:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanidy azy rehetra tao amin’ny tsy fankatoavana Andriamanitra mba hamindrany fo amin’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa samy nohidian’Andriamanitra tamin’ny tsy fanekena ny olona rehetra, mba samy hamindrany fo avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nohidin’Andriamanitra tanatin’ny tsy fanekena avokoa ny olon-drehetra mba hanehoany famindrampo amin’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra nanidy azy rehetra tamin'ny tsi-fanekena, mba hamindrany fo amin'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanidy azy rehetra tao amin’ny tsy fankatoavana Andriamanitra mba hamindrany fo amin’izy rehetra.
malagasy
Fa Andriamanitra nanidy azy rehetra tamin'ny tsi-fanekena, mba hamindrany fo amin'izy rehetra.