Romans 11:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa «iza no nahalala ny sain’NY TOMPO? Iza no mpanolotsaina Azy?» (Isa 40.13)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza moa no nahalala izay hevitry ny Tompo, ary zovy no mpanolo-tsaina Azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Iza no mahalala ny hevitry ny Tompo, ary zovy no mpanolo-tsaina Azy?
Malagasy Bible 1865
Fa iza no nahalala ny sain'i Jehovah? ary iza no mpanolo-tsaina Azy? (Isa 40. 13)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa «iza no nahalala ny sain’NY TOMPO? Iza no mpanolotsaina Azy?» (Isa 40.13)
malagasy
Fa iza no nahalala ny sain'i Jehovah? ary iza no mpanolo-tsaina Azy? (Isa 40. 13)