Romans 11:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nanome Azy aloha mba hamaliana azy indray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa iza no nanome azy aloha, mba hahazoany valin’izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nanome zavatra Azy voalohany mba handray valiny avy aminy?»
Malagasy Bible 1865
Na iza no nanome Azy aloha hamaliana azy indray?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nanome Azy aloha mba hamaliana azy indray?
malagasy
Na iza no nanome Azy aloha hamaliana azy indray?Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena.