Romans 11:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa avy Aminy sy amin’ny alalany ary ho Azy ny zavatra rehetra. Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy aminy sy noho Izy ary ho Azy ny zavatra rehetra. Eny, Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay! Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izy no iavian’ny zavatra rehetra, Izy no mihazona azy, ary Izy no iafarany. Ho Azy mandrakizay anie ny voninahitra! Amen.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa avy Aminy sy amin’ny alalany ary ho Azy ny zavatra rehetra. Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay! Amena*!
malagasy
Fa Izy no nihavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena.