Romans 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ahoana no navalin’Andriamanitra azy? «Izaho efa namela fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin’ny Baala » (1Mpa 19.18).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa izao no navalin’Andriamanitra azy: Misy fito arivo lahy no efa natokako ho Ahy, sy tsy nandohalika tamin’i Baala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona kosa no avalin’Andriamanitra an’i Elià? «Efa nanokana fito arivo lahy ho Ahy Aho, dia ireo tsy nandohalika tamin’ny sampy Bahala.»
Malagasy Bible 1865
Fa ahoana no navalin'Andriamanitra azy? Izaho efa niaro fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin'i Bala (1 Mpan. 19. 18).)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ahoana no navalin’Andriamanitra azy? «Izaho efa namela fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin’ny Baala* » (1Mpa 19.18).
malagasy
Fa ahoana no navalin'Andriamanitra azy? Izaho efa niaro fito arivo lahy ho Ahy, dia izay tsy mba nandohalika tamin'i Bala (1 Mpan. 19. 18).)