Romans 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany koa amin’izao andro ankehitriny izao, misy sisa tavela ihany araka ny fifidianana amin’ny fahasoavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ankehitriny, misy sisa ihany, araka ny fifidianan’ny fahasoavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa àry amin’izao ankehitriny izao. Misy olom-bitsy sisa tavela, izay voafidy noho ny fahasoavan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany koa amin'izao andro ankehitriny izao misy sisa ihany araka ny fifidianana amin'ny fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany koa amin’izao andro ankehitriny izao, misy sisa tavela ihany araka ny fifidianana amin’ny fahasoavana.
malagasy
Dia toy izany koa amin'izao andro ankehitriny izao misy sisa ihany araka ny fifidianana amin'ny fahasoavana.