Romans 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha avy amin’ny fahasoavana izany dia tsy mba avy amin’ny asa intsony; fa raha izay dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha avy amin’ny fahasoavana izany, dia tsy mba avy amin’ny asa; fa raha avy amin’ny asa, dia tsy mba fahasoavana intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha noho ny fahasoavana, dia tsy avy amin’ny asa vitan’ny olona; fa raha avy amin’ny asa vitan’ny olona, dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha avy amin'ny fahasoavana izany, dia tsy mba avy amin'ny asa intsony; fa raha izany, dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha avy amin’ny fahasoavana izany dia tsy mba avy amin’ny asa intsony; fa raha izay dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana.
malagasy
Ary raha avy amin'ny fahasoavana izany, dia tsy mba avy amin'ny asa intsony; fa raha izany, dia tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana.