Romans 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana ary? Izay notadiavin’ny Israely dia tsy azony, fa ny voafidy ihany no nahazo izany ary ny sisa kosa dia tonga mafy fo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana àry izany? I Israely tsy nahazo izay notadiaviny, fa izay nofidin’Andriamanitra no nahazo; ny sisan’izay nohajambaina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana àry? Tsy nahazo izay nokatsahiny akory ny vahoaka Israely, fa ireo voafidin’Andriamanitra no nahazo izany. Nohamafisina kosa ny fon’ny hafa rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ahoana ary? Izay notadiavin'ny Isiraely dia tsy azony, fa ny voafidy ihany no nahazo izany, fa nohamafìna ny fon'ny sisa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana ary? Izay notadiavin’ny Israely dia tsy azony, fa ny voafidy ihany no nahazo izany ary ny sisa kosa dia tonga mafy fo;
malagasy
Ahoana ary? Izay notadiavin'ny Isiraely dia tsy azony, fa ny voafidy ihany no nahazo izany, fa nohamafìna ny fon'ny sisa;