Romans 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny voasoratra hoe: «Andriamanitra efa nanome azy fanahy mahasondrian-tory sy maso tsy hahita ary sofina tsy hahare, mandraka androany» (Isa 29.10; Deo 29.3).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voasoratra hoe: Mandraka androany, dia fanahy donto, sy maso tsy mahita, ary sofina tsy mahare no nomen’Andriamanitra azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka izay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Nomen’Andriamanitra fanahy mahadonto izy ireo ka ny masony tsy mahita ary ny sofiny tsy mandre mandraka androany.»
Malagasy Bible 1865
araka ny voasoratra hoe: Andriamanitra efa nanome azy fanahy sondrian-tory sy maso tsy hahita, ary sofina tsy hahare, mandraka androany(Isa 29. 10; Deo. 29. 3)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny voasoratra hoe: «Andriamanitra efa nanome azy fanahy mahasondrian-tory sy maso tsy hahita ary sofina tsy hahare, mandraka androany» (Isa 29.10; Deo 29.3).
malagasy
araka ny voasoratra hoe: Andriamanitra efa nanome azy fanahy sondrian-tory sy maso tsy hahita, ary sofina tsy hahare, mandraka androany(Isa 29. 10; Deo. 29. 3)