Romans 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Davida: «Aoka ny latabany ho fandrika sy ho harato, sady ho fahatafintohinana sy ho famaliana azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa i Davida: Aoka ny latabany hanjary fandrika sy tonta ho azy ireo, ary ho fanafintohinana sy famaliana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa i Davida hoe: «Ho fandrika sy ho tonta ho azy ireo anie ny sakafony, ary ho fandavoana sy ho famaizana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida: Aoka ny latabany ho fandrika sy ho tonta Ary ho fahatafintohinana sy ho famaliana azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Davida: «Aoka ny latabany ho fandrika sy ho harato, sady ho fahatafintohinana sy ho famaliana azy!
malagasy
Ary hoy Davida: Aoka ny latabany ho fandrika sy ho tonta Ary ho fahatafintohinana sy ho famaliana azy;