Romans 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manampia ny olona masina araka izay ilainy. Mazotoa mampiantrano vahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manampia ny olo-masina araka izay ilaina, ary mazotoa mampiantrano vahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandraisa anjara amin’ny fanampiana ireo sahirana amin’ny samy vahoakan’Andriamanitra; mazotoa mandray vahiny.
Malagasy Bible 1865
Miantrà ny olona masina araka izay ilainy; mazotoa mampiantrano vahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manampia ny olona masina araka izay ilainy. Mazotoa mampiantrano vahiny.
malagasy
Miantrà ny olona masina araka izay ilainy; mazotoa mampiantrano vahiny.