Romans 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaraha mifaly amin’izay mifaly ary miaraha mitomany amin’izay mitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaraha mifaly amin’izay mifaly, ary miaraha mitomany amin’izay mitomany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaraha mifaly amin’izay mifaly, miaraha mitomany amin’izay mitomany.
Malagasy Bible 1865
Miaraha mifaly amin'izay mifaly, ary miaraha mitomany amin'izay mitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaraha mifaly amin’izay mifaly ary miaraha mitomany amin’izay mitomany.
malagasy
Miaraha mifaly amin'izay mifaly, ary miaraha mitomany amin'izay mitomany.