Romans 12:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mamaly ratsy na amin’iza na amin’iza. Miezaha hanao izay mahamendrika eo imason’ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mamaly ratsy, na amin’iza na amin’iza; fa mivonòna hanao ny tsara, tsy eo anatrehan’Andriamanitra ihany, fa eo imason’ny olona rehetra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mamaly ratsy ny ratsy, na amin’iza na amin’iza. Miezaha hanao ny tsara eo imason’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mamaly ratsy na amin’iza na amin’iza. Miezaha hanao izay mahamendrika eo imason’ny olona rehetra.
malagasy
Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra.