Romans 12:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha azo atao ka miankina aminareo dia ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha azonareo atao, dia mihavàna amin’ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin'ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha azo atao ka miankina aminareo dia ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra.
malagasy
Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin'ny olona rehetra.