Romans 12:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha noana ny fahavalonao dia omeo hanina izy; raha mangetaheta izy dia omeo hosotroiny; fa ny fanaovanao izany dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany (Oha 5.21-22).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo hanina ny fahavalonao raha noana, ary omeo hosotroina izy raha mangetaheta, fa ny fanaovana izany no hanangonanao vain’afo ho eo an-dohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa «raha noana ny fahavalonao, dia omeo hanina; raha mangetaheta, dia omeo rano hosotroiny; fa raha manao izany ianao, dia hanangona vainafo eo an-dohany.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; raha mangetaheta izy, omeo hosotroiny; fa raha manao izany ianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany (Oha. 25. 21, 22).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha noana ny fahavalonao dia omeo hanina izy; raha mangetaheta izy dia omeo hosotroiny; fa ny fanaovanao izany dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany (Oha 5.21-22).
malagasy
Fa raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; raha mangetaheta izy, omeo hosotroiny; fa raha manao izany ianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany (Oha. 25. 21, 22).Aza mety ho resin'ny ratsy ianao, fa reseo amin'ny soa ny ratsy.