Romans 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tenantsika izay tokana nefa tsy mitovy asa izy rehetra momba ny tena ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy ny tena iray ananantsika, misy rantsam-batana maro tsy mitovy asa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ao amin’ny vatana iray, dia misy zavatra maro anisan’izany vatana izany kanefa tsy mitovy asa avokoa ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tena iray, nefa tsy mitovy asa izay rehetra momba ny tena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tenantsika izay tokana nefa tsy mitovy asa izy rehetra momba ny tena ireo,
malagasy
Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tena iray, nefa tsy mitovy asa izay rehetra momba ny tena,