Romans 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia toy izany koa isika, na dia maro aza dia tena iray ihany ao amin’i Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no mahatena iray antsika ao amin’i Kristy, na dia maro aza isika; ka mifampirantsam-batana isika rehetra tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany koa: na maro aza isika, dia vatana iray ihany noho isika tafaray amin’i Kristy, ka mifampiankina toy ny ifampiankinan’ireo zavatra anisan’ny vatana iray ihany.
Malagasy Bible 1865
dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin'i Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia toy izany koa isika, na dia maro aza dia tena iray ihany ao amin’i Kristy*, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.
malagasy
dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin'i Kristy, ary samy miara-momba ny tena isika rehetra.