Romans 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy manana fanomezam-pahasoavana samihafa isika, araka ny fahasoavana izay nomena antsika: Raha faminaniana dia aoka hatao araka ny ohatry ny finoana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary samy manana ny anjara fanomezany isika araka ny fahasoavana noraisintsika avy, ka raha faminaniana izany, dia aoka ho arakaraka ny anjara finoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana fanomezana samihafa isika, araka ny tombon-tsoa nomen’Andriamanitra antsika. Raha misy manana ny fanomezana hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra, dia aoka hanao izany mifanaraka amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Ary satria samy manana fanomezam-pahasoavana samy hafa isika, araka ny fahasoavana izay nomena antsika: raha faminaniana, dia aoka hatao araka ny ohatry ny finoana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy manana fanomezam-pahasoavana samihafa isika, araka ny fahasoavana izay nomena antsika: Raha faminaniana dia aoka hatao araka ny ohatry ny finoana;
malagasy
Ary satria samy manana fanomezam-pahasoavana samy hafa isika, araka ny fahasoavana izay nomena antsika: raha faminaniana, dia aoka hatao araka ny ohatry ny finoana;