Romans 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha fanompoana dia aoka ho amin’ny fanompoana; raha mampianatra dia aoka ho amin’ny fampianarana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha fandraharahana, dia aoka ho ao anatin’ny fandraharahana; ity moa nandray ny fanomezana hampianatra, aoka izy hampianatra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy manana ny fanomezana hanompo, dia aoka hanompo. Ny mpampianatra, aoka hampianatra.
Malagasy Bible 1865
raha fanompoana amin'ny fiangonana, dia aoka ho amin'ny fanompoana; raha mampianatra, dia aoka ho amin'ny fampianarana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha fanompoana dia aoka ho amin’ny fanompoana; raha mampianatra dia aoka ho amin’ny fampianarana;
malagasy
raha fanompoana amin'ny fiangonana, dia aoka ho amin'ny fanompoana; raha mampianatra, dia aoka ho amin'ny fampianarana;