Romans 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin’ny nofo hahatanteraka ny filany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa itafio i Jesoa Kristy Tompo, ary aza miahy ny nofo amin’ny famelomana ny filàny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa itafio ny fiadian’i Jesoa Kristy Tompo, ka aza mety hotarihin’ny maha olona mpanota ho amin’ny filàndratsy.
Malagasy Bible 1865
Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa itafio Jesosy Kristy* Tompo, ary aza miahy ny amin’ny nofo hahatanteraka ny filany.
malagasy
Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany.