Romans 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso ny malemy finoana, nefa tsy amin’ny fitsaranareo ny eritreriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’izay malemy finoana dia raiso izy, nefa aza mitsara ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiso ny malemy finoana, fa aza melohina ny heviny.
Malagasy Bible 1865
Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza,mandray azy hitsaranareo ny eritreriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso ny malemy finoana, nefa tsy amin’ny fitsaranareo ny eritreriny.
malagasy
[Ny amin'ny handraisana izay malemy finoana, sy ny tokony hifandeferana] Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza,mandray azy hitsaranareo ny eritreriny.