Romans 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria voasoratra hoe: «Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO, ny lohalika rehetra dia handohalika eo anatrehako ary ny lela rehetra dia hidera an’Andriamanitra!» (Isa 45.23)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy ny Tompo, ny lohalika rehetra handohalika amiko, ary ny lela rehetra hidera an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Raha velona koa Aho, hoy ny Tompo, dia handohalika eo anatrehako ny olombelona rehetra ary hiloa-bava avokoa hiaiky Ahy ho Andriamanitra!»
Malagasy Bible 1865
Fa voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, ny lohalika rehetra handohalika amiko, Ary ny lela rehetra hidera an'Andriamanitra (Isa. 45. 23).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria voasoratra hoe: «Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO, ny lohalika rehetra dia handohalika eo anatrehako ary ny lela rehetra dia hidera an’Andriamanitra!» (Isa 45.23)
malagasy
Fa voasoratra hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, ny lohalika rehetra handohalika amiko, Ary ny lela rehetra hidera an'Andriamanitra (Isa. 45. 23).