Romans 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza avela hotenenina ratsy izay zavatra tsara anananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aoka ny soa azonao tsy hampiteny ratsy ny sasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hampiteny ratsy ny sasany izay heverinao ho soa ho anao.
Malagasy Bible 1865
Aoka ary tsy mba hotenenina ratsy ny fahasoavana azonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza avela hotenenina ratsy izay zavatra tsara anananareo.
malagasy
Aoka ary tsy mba hotenenina ratsy ny fahasoavana azonareo.