Romans 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay manompo an’i Kristy amin’izany zavatra izany no sitrak’Andriamanitra sy eken’ny olona fa tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay manompo an’i Kristy amin’izany no ankasitrahin’Andriamanitra, sy ankatoavin’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka izay manompo an’i Kristy araka izany no sitrak’Andriamanitra sady ankatoavin’ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa izay manompo an'i Kristy amin'izany zavatra izany no sitrak'Andriamanitra sy eken'ny olona fa tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay manompo an’i Kristy amin’izany zavatra izany no sitrak’Andriamanitra sy eken’ny olona fa tsara.
malagasy
Fa izay manompo an'i Kristy amin'izany zavatra izany no sitrak'Andriamanitra sy eken'ny olona fa tsara.