Romans 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray dia mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy; malemy finoana kosa ny iray ka tsy mihinana afa-tsy ny vokatry ny zavamaniry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy mino ho mahazo mihinana ny zavatra rehetra; misy kosa malemy finoana, ka tsy mihinana afa-tsy ny zava-maniry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy manana finoana matotra ka mihinana ny zavatra rehetra; misy kosa malemy finoana ka tsy mihinana afa-tsy zavamaniry.
Malagasy Bible 1865
Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehatra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray dia mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy; malemy finoana kosa ny iray ka tsy mihinana afa-tsy ny vokatry ny zavamaniry.
malagasy
Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehatra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zava-maniry ihany.