Romans 14:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsara ny tsy mihinana hena, ny tsy misotro divay, ny tsy manao izay hahatafintohina ny rahalahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsara, dia tsy mihinan-kena, na misotro divay, na manao na inona na inona izay hahatafintohina, na hahalavo, na hahalemy ny mpiray finoana aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tsara dia ny tsy mihinan-kena na misotro divay na mikasika akory izay mahasolafaka ny namanao amin’ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsara ny tsy mihinana hena, na misotro divay, na manao izay hahatafintohina ny rahalahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsara ny tsy mihinana hena, ny tsy misotro divay, ny tsy manao izay hahatafintohina ny rahalahinao.
malagasy
Fa tsara ny tsy mihinana hena, na misotro divay, na manao izay hahatafintohina ny rahalahinao. [ Ampio hoe: [na hahalavo, na hahalemy]