Romans 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny finoana izay anananao dia hazòny ho anao eo anatrehan’Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin’izay zavatra ekeny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tano ho anao eo anatrehan’Andriamanitra izay itokianao ho marina. Sambatra izay tsy helohin’ny hitsim-pony amin’ny asa ekeny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tano ho anao eo anatrehan’Andriamanitra izay itokianao ho marina. Sambatra izay tsy melohin’ny eritreriny amin’ny zavatra ankatoaviny.
Malagasy Bible 1865
Ny finoana izay anananao dia hazòny ho anao eo anatrehan'Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin'izay zavatra ekeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny finoana izay anananao dia hazòny ho anao eo anatrehan’Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin’izay zavatra ekeny!
malagasy
Ny finoana izay anananao dia hazòny ho anao eo anatrehan'Andriamanitra. Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin'izay zavatra ekeny.Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin'ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana.