Romans 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; aoka koa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mihinana, aoka tsy haneso ny tsy mihinana, ary izay tsy mihinana kosa, aoka tsy hitsara ny mihinana, fa Andriamanitra no efa nandray azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mihinana ny zavatra rehetra, aoka tsy hanamavo izay mifady ny sasany; ary izay mifady kosa, aoka tsy hanameloka izay mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; aoka koa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy.
malagasy
Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray ary.