Romans 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an’ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an’ny Tompo, satria misaotra an’Andriamanitra izy; ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an’ny Tompo ary misaotra an’Andriamanitra koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mitandrina ny andro, dia mitandrina ho an’ny Tompo; ny mihinana koa, mihinana ho an’ny Tompo, satria misaotra an’Andriamanitra izy; ary ny tsy mihinana, tsy mihinana ho an’ny Tompo ihany koa, sady misaotra an’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mitandrina ny andro, dia ho an’ny Tompo no itandremany izany; izay mihinana, dia ho an’ny Tompo no ihinanany, satria misaotra an’Andriamanitra koa izy.
Malagasy Bible 1865
Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an'ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an'ny Tompo, satria misaotra an'Andriamanitra izy; ary ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an'ny Tompo, sady misaotra an'Andriamanitra koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an’ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an’ny Tompo, satria misaotra an’Andriamanitra izy; ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an’ny Tompo ary misaotra an’Andriamanitra koa izy.
malagasy